Namatsy vola ho an’ny orinasa sosialy Nanoé ny governemanta Amerikana ho fanomezana herinaratra azo avy amin’ny masoandro ny tobim-pahasalamana any Avaratra Atsinanan’I Madagasikara. Tobim-pahasalamana 35 no voakasik’izany. Natao ho fampandrosoana ny toe-karena sy ny fitsaboana eny an-toerana ity tetikasa ity.