Ankizy sahirana sy tokantrano sahirana 26 no nisitraka ny fanomezana avy amin'ny fikambanana Fitafi Moramanga ny Talata 22 Desambra 2020.
Tous les articles marqués “asasosialy”
Ankatroky ny krismasy isika amin'izao. Manoloana izany dia nitondra ny anjara birikiny amin'ny fanampiana ireo ankizy miisa 40 sahirana eo anivon'ny "Centre FIFASAF" ny Fikambanana Fitafi Madagasikara.