Fahaleovan-tena ara-toe-karena sy famoronana asa, io no anisan’ny tanjona kendren’ity tetikasa ho fanohanana ny fampiofanana sy ny fanatsarana ny fahaiza-miasan’ny mpiasa, izay hiarahan’ny FMFP sy ny QMM miasa mandritra roa…
Tous les articles marqués “asa”
"Nandritra ny taona efatra nifanesy, Orange dia nahazo ny mari-daharana “Top Employer Madagascar”, ary nandritra ny taona dimy nifanesy dia lany “Top Employer Africa”. Anisan’ny « Top Employers » telo voalohany eo amin’ny kontinanta izy noho izany.
Article en français disponible sur http://www.booknewsmada.com/2017/10/13/orange-top-employers-madagascar/
English version avalaible on http://www.booknewsmada.com/2017/10/13/orange-top-employer-madagascar-english/