Areti-mandoza: ela ny fahatongavana any amin’ny fanasitranana Publié août 7, 2017 par Tiasoa 0 Areti-mandoza: ela ny fahatongavana any amin’ny fanasitranana “Ambony ny tahan’ireo olona tratran’ny areti-mandoza eto Madagasikara. Tafiditra ao anatin’izany ny aretin’ny voa sy ny aretina hepatita. Lafo anefa ny saran’ny fitsaboana ireo aretina ireo eto an-toerana.”