Belobaka

Tanàna miisa 100 hovatsiana herinaratra avy amin’ny masoandro any Belobaka

Notokanana ny zoma 27 oktobra, tao Belobaka, ny santatra amin’ny tetikasa fananganana toby famokarana herinaratra. Ny Masoivoho amerikanina amin’ny alala’ny Ustda sy ny orinasa Fluidic ary Henri Fraise no miara-miombona antoka amin’izany.

Version française disponible sur http://www.booknewsmada.com/2017/10/29/1oo-villages-electricite-solaire-belobaka/

English version avalaible on http://www.booknewsmada.com/2017/10/29/100-villages-solar-electricity-belobaka/

(more…)

Madagasikara: 804 000 dolara hamokarana herinaratra

Vita omaly ny fifanaovan-tsonia teo amin’ny USTDA, ny Henri Fraise fils & Cie sy ny mpiaramiombon’antoka­ Fluidic CATERPILLAR ary First Solar. Ity fifanarahana ity dia hoentina hanomezana fanampiana hampiroboroboana sy hananganana tambazotra madinika mpamokatra sy mpitsinjara herinaratra eto Madagasikara. 804 000 dolara hamatsiana herinaratra Vita omaly ny fifanaovan-tsonia teo amin’ny orinasa Read more…