eco ecole

« Eco-école » – Mpianatra roa hisolo tena an’i Madagasikara any Maorisy

Mpianatra roa avy amin’ny Lycée Sabotsy Namehana no nandrombaka ny amboara tamin’ny tetikasa “Eco-Ecole”, ka hifaninana any Maorisy amin’ireo  tetikasa mahakasika ny angovo azo havaozina. Mpianatra solontenan’i Madagasikara Mpianatra roa mianadahy avy ao amin’ny Lycée Sabotsy Namehana no nanainga any Maorisy ny herinandro lasa teo rehefa naharesy tamin’ny fifaninanana mahakasika Read more…

Hetsika “Little Garden & Green Energy” – Omen-danja ny angovo azo havaozina sy ny tontolo maitso

Nanomboka omaly teny amin’ny tokotaniben’ny Lapan’ny Tanàna Analakely ny hetsika “Little Garden & Green Energy”, izay mikasika ny angovo azo havaozina sy ny tontolo maitso. Andiany fahadimy ity hetsika ity ary niavaka tamin’ireo andiany teo aloha izy ity. Nomena lanja manokana ny tontolo maitso. “Little Garden & Green Energy”: ny Read more…

herinandron'ny angovo

Herinandron’ny angovo – Hisy ny vahaolana maharitra amin’ny famokarana herinaratra

Tontosa soa aman-tsara ny herinandron’ny angovo notanterahina teny amin’ny Hotel Panorama ny 18 Febroary ka hatramin’ny 23 Febroary 2019 teo. Vahaolana maharitra ho an’ny famokarana herinaratra Mpisehatra maro eo amin’ny sehatra ny angovo no nandray anjara nijery ny vahaolana momban’ny herinaratra eto amintsika nandritra ny herinandron’ny angovo notanterahina teny amin’ny Read more…

gdpem

Manome lanja ny herinaratra avy amin’ny masoandro ireo mpandraharaha

Tsy afa misaraka amin’ny fiainana an-davananandro ny herinaratra. Mandringa ny zavatra rehetra raha tsy misy ny herinaratra. Ity farany izay ilaina amin’ny sehatra rehetra toa ny fiainana an-tokantrano, eny amin’ny orinasa, eny amin’ny Tobim-pahasalamana, eo anivon’ny Fanjakana… Manoloa­na izany dia nanohana sy nandray anjara tamin’ny Foara momban’ny trano sy ny Read more…