“Tsy liana amin’ireo kilalao sy hira nentim-paharazana intsony ireo tanora mipetraka an-tanan-dehibe. Ny kolontsain’ireo vahiny no manjaka. Tsy hita taratra amin’ny andavanandrom-piainan’izy ireo ny maha malagasy”.
Technologies for Positive Change