Appuyer sur "Entrée" pour passer au contenu

Tous les articles marqués “andyrakotobe”

Andy, malagasy tia boky: «  Iriako tsy hiala ato amiko ny fitiavana mamaky boky »

Book News 0
Vitsy ny tanora sy ankizy mbola tia mamaky boky eto Madagasikara. Antony: miroborobo isan’andro ireo karazan-javatra avo lenta maro samihafa izay mahavariana ny tanora, ka tsy mahaliana azy firy intsony ny famakiana boky. Azo atao tsara nefa ny mampiaraka azy roa, toy ny ataon’i Andy.