Kaominina ambanivohitra roa no misitraka tetikasa ho an’ny rano fisotro madio sy foto-drafitrasa fidiovana avy amin’i Etazonia tamin’ny alalan’ny Sampandraharaha Amerikanina misahana ny Fampandrosoana Iraisampirenena na USAID. Fitokanana ireo foto-drafitr’asa…