Eo Amparibe, mihatery ny làlana, sahirana ny fiara sy ny mpandeha an-tongotra Publié décembre 4, 2017 par Book News 0 Eo Amparibe, mihatery ny làlana, sahirana ny fiara sy ny mpandeha an-tongotra « Sady efa manamboatra izy ireo, no mbola manakan-dàlana. Ny olona mandeha eny afovoan-dàlana. Tsara ilay làlan’ny mpandeha an-tongotra vaovao, fa ilaina ihany koa ny fandinihana satria lasa tery ilay làlana,…