Sakana ho an’ny fampandrosoana ny tsy fisian’ny tamberin’andraikitra eto amin’ny firenena, hoy ny Masoivoho amerikanina
Sakana ho an'ny fampandrosoana ny tsy fisian'ny tamberin'andraikitra eto amin'ny firenena, hoy ny Masoivoho amerikanina, Robert Yamate, omaly, nandritra ny fanakatonana ny tetikasa "Tamberin'andraikitra eto Madagasikara: miainga amin'ny teoria mankany amin'ny fampiharana".