Nitombo avo roa heny ireo malagasy te hifindra monina any Etazonia Publié octobre 5, 2017 par Book News 0 Nitombo avo roa heny ireo malagasy te hifindra monina any Etazonia Efa misokatra ny fisoratana anarana aminamin'ny lalao DV Lottery 2019. Tao anatin'ny herintaona izay, nitombo avo roa heny ireo malagasy nandray anjara tamin'ny DV Lottery.