Tanora am-polony maro no nirotsaka an-tsehatra hiaro ny valan-javaboaary “Ramsar” ao amin’ny faritra Alaotra. Nisy ny atrikasa niarahana tamin’ireo tanora ireo, ny alatsinainy 18 desambra sy ny talata 19 desambra lasa teo, tany Ambatondrazaka.
Tag: alaotraranosoa
Fiarovana ny valan-javaboaary ao Alaotra: nitsangana ny ARS
Nitsangana tamin’ny fomba ofisialy ny vovonana Alaotra Rano Soa na ARS izay natokana hiaro ny vala “Ramsar” ao amin’ny faritra Alaotra, ny 6 desambra 2017 lasa teo.