Nasiana "Poste de Police Avancé" eny amin'ny Akamasoa Andralanitra. Publié août 30, 2017 par Tiasoa 0 Nasiana "Poste de Police Avancé" eny amin'ny Akamasoa Andralanitra. Antoka iray mampandroso ny fokontany iray ny fandriam-pahalemana ao aminy. Izany indrindra no antony nametrahana ny "Poste de Police Avancée" teny amin'ny fokontany Manantenasoa Andralanitra.