Tily eto Madagasikara : nofaranana tamin’ny “Agape” ny fampiofanana “modulaire” Publié août 6, 2018 par Book News 0 Tily eto Madagasikara : nofaranana tamin’ny “Agape” ny fampiofanana “modulaire” Tontosa ny fampiofanana ireo mpikambana avy ao amin’ny Tily eto Madagasikara, izay nanana endrika “modulaire”. Nofaranana tamin’ny “Agape” izany, ny Sabotsy 28 jolay lasa teo.