Appuyer sur "Entrée" pour passer au contenu

Nodimandry androany i Zafy Albert

Book News 0

Nodimandry androany atoandro tao amin’ny Hopital Saint-Pierre La Reunion ny Filoha teo aloha Zafy Albert, raha saika hanaraka fitsaboana noho ny fahatapahan’ny lalan-drà nahazo azy ny Alarobia lasa teo. Zafy Albert, izay Filoham-pirenena malagasy tamin’ny Repoblika fahatelo, ny taona 19993 ka hatramin’ny 1996. Dokotera ihany koa ny lehilahy ary nanamarika ny tantaram-pirenena izy noho izy nitarika ireo mpanohitra talohan’ny niakarany teo amin’ny fitondrana.

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

%d blogueurs aiment cette page :