Namoaka ny lisitr’ireo mpanao baolina kitra nahazo vola indrindra maneran-tany ny tranonkala organismes.org. Mahazo ny laharana voalohany amin’izany i Lionel Messi.
Mpilalao baolina kitra 5 nahazo vola indrindra ny taona 2018:
1. Lionel Messi (ARG/FC Barcelone): 126 tapitrisa Euros
2. Cristiano Ronaldo (POR/Real Madrid): 94 tapitrisa Euros
3. Neymar (BRA/Paris SG): 81,5 tapitrisa Euros
4. Gareth Bale (WAL/Real Madrid): 44 tapitrisa Euros
5. Gérard Piqué (ESP/FC Barcelone): 29 tapitrisa Euros
0 comments on “Ireo mpanao baolina kitra nahazo vola indrindra nandritra ity taona 2018 ity” Add yours →