Appuyer sur "Entrée" pour passer au contenu

Ireo klioba baolina kitra 20 manan-karena indrindra maneran-tany

Book News 0

Last updated on juillet 31, 2018

Namoaka ny lisitr’ireo klioba baolina kitra 20 mahazo vola indrindra maneran-tany ny tranonkala organismes.org. Mahazo ny laharana voalohany amin’izany ny klioba Manchester United any Angletera:

Klioba baolina kitra 20 manan-karena indrindra ny taona 2018:

1. Manchester United – Vola azo isan-taona: 676,3 tapitrisa Euros – Firenena: Angletera
2. Real Madrid – Vola azo isan-taona: 674,6 tapitrisa Euros – Firenena : Espana
3. FC Barcelone – Vola azo isan-taona: 648,3 tapitrisa Euros – Firenena: Espana

4. Bayern Munich – Vola azo isan-taona: 587,8 tapitrisa Euros – Firenena: Alemana
5. Manchester City – Vola azo isan-taona: 527,7 tapitrisa Euros – Firenena: Angletera

6. Arsenal – Vola azo isan-taona:  487,6 tapitrisa Euros – Firenena: Angletera
7. Paris Saint-Germain – Vola azo isan-taona: 486,2 tapitrisa Euros – Firenena: Frantsa
8. Chelsea – Vola azo isan-taona:  428 tapitrisa Euros – Firenena: Angletera
9. Liverpool – Vola azo isan-taona: 424,2 tapitrisa Euros – Firenena: Angletera
10. Juventus Turin – Vola azo isan-taona: 405,7 tapitrisa Euros – Firenena: Italia

11. Tottenham – Vola azo isan-taona:  355,6 tapitrisa Euros – Firenena: Angletera
12. Borussia Dortmund – Vola azo isan-taona: 332,6 tapitrisa Euros – Firenena: Alemana
13. Atletico Madrid – Vola azo isan-taona: 272,5 tapitrisa Euros – Firenena : Espana
14. Leicester City – Vola azo isan-taona: 271,1 tapitrisa Euros – Firenena: Angletera
15. Inter Milan – Vola azo isan-taona: 262,1 tapitrisa Euros – Firenena: Italia

16. Schalke 04 – Vola azo isan-taona: 230,2 tapitrisa Euros – Firenena: Alemana
17. West Ham United – Vola azo isan-taona: 213,3 tapitrisa Euros – Firenena: Angletera
18. Southampton – Vola azo isan-taona: 212,1 tapitrisa Euros – Firenena: Angletera
19. Naples – Vola azo isan-taona: 200,7 tapitrisa Euros – Firenena: Italia
20. Everton – Vola azo isan-taona: 199,2 tapitrisa Euros – Firenena: Angletera

Tiasy

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée.