Appuyer sur "Entrée" pour passer au contenu

Hiditra hianatra rahampitso ny sekoly katolika

Book News 0

Hiverina an-dakilasy rahampitso ireo sekoly katolika, araka ny fanambarana navoakan’ny Didec. Tapaka ny hevitra fa haverina an-dakilasy ireo mpianatra satria efa nisy ny fifampiresahana teo amin’ireo talen-tsekoly sy ny ministeran’ny Fanabeazam-pirenena sy ny ministeran’ny Fahasalamana. Nisy ny fampiofanana sy fampahafantarana ireo Talen-tsekoly katolika rehetra manerana ny Diosezin’ Antananarivo mikasika ny fisorohana sy ny tokony atao raha misy tranga mampiahiahy momba ny valan’ aretina Pesta ao amin’ny toeram-pianarana. Ny Dnelm na ny « délégation Nationale des Ecoles Libres de Madagascar » dia nanapaka fa hanaja ny fanambaran’ny ministera, amin’ny fidirana mianatra ny 6 novambra 2017. Ho an’ireo Ray aman-dreny manana mpianatra any amin’ny sekoly katolika manokana, hisy ny fifampiresahana amin’izy ireo mikasika ny saram-pianarana.

Tiasy 

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

On The Online Website asian sexdollcheap love dollsmall sex doll porncheap sex dolllife like sex dollsasian fuck dollreal doll sex toy.
On The Online Website sex dolllove sex dollrealistic sex dollcheap love dollsmall sex doll porn.