Appuyer sur "Entrée" pour passer au contenu

Dihin’ny Varika Maneran-tany – Tanora maro no tonga nandray anjara

Book News 0

Last updated on novembre 7, 2018

Fahombiazana ny Dihin’ny Varika Maneran-tany andiany fahadimy nokarakarain’ny GERP teny amin’ny ANS Ampefiloha omaly.

Dihin’ny Varika Maneran-tany

Nankalaza ny Dihin’ny Varika Maneran-tany andiany fahadimy ny GERP ( Groupe de l’Etude et de Recherche sur les Primates  de Madagascar) teny amin’ny ANS Ampefiloha omaly. Ankoatra ireo mpisehatra amin’ny fiarovana ny Varika, tanora maro avy amin’ny Anjerimanontolo no tonga namaly ny antso.
Nisy ny « carnaval » na filaharam-be niainga teny Analakely hatreny amin’ny ANS Ampefiloha. Tanjona tamin’ny hetsika ny fampahafantarana ny olona ny fahasarobidin’ny Varika. Tafiditra ao anatin’ny fomba fiarovana ny vakoka koa izao hetsika lehibe izao.

Dihin'ny Varika Maneran-tany
Rakotazafy Lucien, mpandrindra ny Fankalazana ny Dihin’ny Varika Maneran-tany sady Filoha lefitry ny GERP.
cc: Book News Madagascar

Miharipaka ny Varika

[amazon_link asins=’B01J9GAYVA,B07BNTSJHD,B071771VPS,B01AOV4UXC’ template=’ProductCarousel’ store=’booknewsmada7-21′ marketplace=’FR’ link_id=’06eac284-c8be-11e8-878e-572615ca25f1′]

Miisa 100 mahery ny karazana Varika eto Madagasikara. Miisa 10 kosa ireo karazana Varika efa ripaka. Noho izany dia natao izao hetsika izao hanentana ny olona amin’ny fiarovana ny Varika.

Dihin'ny Varika Maneran-tany
Ny Varika, zava-boaary tsy misy afa-tsy eto Madagasikara.
cc: Pixabay

Isan’ny nampiavaka ity Dihin’ny Varika Maneran-tany andiany faha 5 ity ny fametrahana « pacte » na volavola atolotra ho an’ny tompon’andraikitra amin’ny fiarovana ny Varika.

Harem-pirenena ny Varika ka tokony harovana sy hifandimbiasan’ny taranaka.
Isany tombony lehibe amin’ny fisian’ny Varika ny fanampiany amin’ny faharetan’ny ala. Ny Varika izay mandrindra ny ala.

Toria Dimbiniaina

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

On The Online Website asian sexdollcheap love dollsmall sex doll porncheap sex dolllife like sex dollsasian fuck dollreal doll sex toy.
On The Online Website sex dolllove sex dollrealistic sex dollcheap love dollsmall sex doll porn.