L’Ho’oponopono – Une formation pleine de succès

Réussite exemplaire lors de la première formation de la culture hawaïenne, l’ho’oponopono est redemandé par les passionnés du développement personnel. Bon comportement La deuxième séance de la pratique hawaïenne promettant la paix à l’intérieur de soi, qu’est l’Ho’oponopo s’est déroulé, samedi, 18 mai à Ambatonakanga. Selon les explications de Nathalie Read more…

expo-sante

Fahasalamana – Hotontosaina amin’ny herinandro ny hetsika “Expo-Santé”

Tsy mijanona amin’ny tontolo ara-panahy ihany ny Fiangonana Advantista fa mijery ihany koa ny lafiny ara-batana sy ny saina. Hotanterahina ny herinandro ho avy izao ny hetsika Expo-Santé. Expo Santé Mikarakara ny hetsika “Expo-Santé” ny Fiangonana Advantista. Eo amin’ny tokotaniben’ny Lapan’ny Tanàna no hanatanterahina izany ny Alatsinainy 13 May ka Read more…

za mizara fitiavana

YALI Chapter Madagascar – Tontosa ny hetsika ” Za mizara Fitiavana”

Tontosa soa aman-tsara ny hetsika “Za mizara Fitiavana” nokarakarain’ny Fikambanana Yali teny amin’ny EPP Analamahitsy ny Sabotsy 16 febroary 2019. « Za mizara fitiavana » Nofaranana ny Sabotsy 16 febroary 2019 lasa teo ny hetsika  « Za mizara Fitiavana », nokarakarain’ny Fikambanana Yali (Young African Leaders Initiative). Hetsika izay nanambarana ireo ankizy telo (3) Read more…