papa fransoa

Papa Fransoa – Nanamafy ny ady amin’ny kolikoly

Nifarana omaly ny fitsidihana apostolika nataon’ny Papa Fransoa teto Madagasikara. Naharitra telo andro izany fitsidihana izany, ary nanamarika izany ny lamesa lehibe teny Soamandrakizay, omaly. Ady amin’ny kolikoly Nifarana omaly ny fitsidihana apostolika nataon’ny Papa Fransoa teto Madagasikara. Fitsidihana izay naharitra telo andro. Ankoatra ny fanompoam-pivavahana lehibe niarahana tamin’ny mpino Read more…

eco ecole

« Eco-école » – Mpianatra roa hisolo tena an’i Madagasikara any Maorisy

Mpianatra roa avy amin’ny Lycée Sabotsy Namehana no nandrombaka ny amboara tamin’ny tetikasa “Eco-Ecole”, ka hifaninana any Maorisy amin’ireo  tetikasa mahakasika ny angovo azo havaozina. Mpianatra solontenan’i Madagasikara Mpianatra roa mianadahy avy ao amin’ny Lycée Sabotsy Namehana no nanainga any Maorisy ny herinandro lasa teo rehefa naharesy tamin’ny fifaninanana mahakasika Read more…