Appuyer sur "Entrée" pour passer au contenu

Articles publiés dans “Portrait”

Portrait de jeunes malagasy ou étrangers, success stories, témoignages, actions, paroles…

Andy, malagasy tia boky: «  Iriako tsy hiala ato amiko ny fitiavana mamaky boky »

Book News 0
Vitsy ny tanora sy ankizy mbola tia mamaky boky eto Madagasikara. Antony: miroborobo isan’andro ireo karazan-javatra avo lenta maro samihafa izay mahavariana ny tanora, ka tsy mahaliana azy firy intsony ny famakiana boky. Azo atao tsara nefa ny mampiaraka azy roa, toy ny ataon’i Andy.

Tatamo, nanangana ny orinasa Roofi: « Matetika raisin’olona ratsy ilay hoe vehivavy tanora mandraharaha »

Book News 1
Rehefa nahavita ny fianarany teny amin'ny ambaratonga ambony i Tatamo dia tsy mba nitady asa toy ireo mpiara-mianatra taminy. Lalan-kafa mihitsy no nizorany. Nisafidy ny handraharaha izy. Araho ity rohy ity raha te hahafantatra ny orinasan'i Tatamo ianao: http://booknewsmada.com/roofi-startup-de-lannee-2017/

Tija, PDG de Malagastar Prod: sa vie privée révélée au grand jour

Book News 1

Tija, le PDG de la boîte musicale Malagastar Prod, nous révèle sa face cachée. Eh oui! Le PDG que l'on connaît tous grâce à de grandes productions telles que Black Swan ou encore Dadabe Noely, a une vie bien remplie. De la vie de couple à la touchante histoire d'enfance  de Tija, Book News Madagascar passe en revue la vie privée de notre prodige du business. En exclusivité sur Book News Madagascar!