Tatamo

Tatamo, nanangana ny orinasa Roofi: “Matetika raisin’olona ratsy ilay hoe vehivavy tanora mandraharaha”

Rehefa nahavita ny fianarany teny amin’ny ambaratonga ambony i Tatamo dia tsy mba nitady asa toy ireo mpiara-mianatra taminy. Lalan-kafa mihitsy no nizorany. Nisafidy ny handraharaha izy.

Araho ity rohy ity raha te hahafantatra ny orinasan’i Tatamo ianao: http://booknewsmada.com/roofi-startup-de-lannee-2017/