Claudia Raobelina, la gagnante de Blog4Dev, représentante de Madagascar aux États-Unis

« Ecrire est ma contribution au développement de Madagascar ». C’est le discours qu’a tenu Claudia Raobelina pour justifier sa participation. Elle a obtenu la première place au concours national Blog4Dev organisé par la Banque mondiale.

Ny lahatsoratra amin’ny teny malagasy azonao vakiana amin’ny alalan’ny rohy https://www.booknewsmada.com/claudia-raobelina/

English version avalaible on https://www.booknewsmada.com/claudia-raobelina-english/

Andy Rakotobe

Andy, malagasy tia boky: «  Iriako tsy hiala ato amiko ny fitiavana mamaky boky »

Vitsy ny tanora sy ankizy mbola tia mamaky boky eto Madagasikara. Antony: miroborobo isan’andro ireo karazan-javatra avo lenta maro samihafa izay mahavariana ny tanora, ka tsy mahaliana azy firy intsony ny famakiana boky. Azo atao tsara nefa ny mampiaraka azy roa, toy ny ataon’i Andy.

Josie

Josie, 18 taona, mirotsaka an-tsitrapo mba hitondra fiovana eto Madagasikara!

Firifiry moa ny tanora Malagasy no maniry ny hitondra fiovana eto Madagasikara? Ny ankamaroany dia toa variana manakiana fotsiny, toa miandrandra fanovana nefa tsy miezaka ny handray ny anjara tandrify azy. Ao kosa nefa ireo tanora efa tonga saina ka miasa avy hatrany , mitady ny fomba rehetra hanavotana an’i Madagasikara.