Il m’attendait à la terrasse d’un restaurant. Nous nous étions donnés rendez-vous une journée avant son départ pour New York afin de discuter de l’impact des jeunes malagasy dans les…
Articles publiés dans “Activistes”
Mirindra est un étudiant de 25 ans à Ankatso, il étudie l’agro et est également stagiaire pour CliMates international, un think et do tank de jeunes sur le climat. Cela…
Ystalien Samaro, « mahafinaritra ahy ny mamorona tetikasa sy manampy ireo manodidina ahy ho tafita »
Ystalien Samaro, « mahafinaritra ahy ny mamorona tetikasa sy manampy ireo manodidina ahy ho tafita »

Tovolahy be herim-po, mazoto lalandava ary tia mandraharaha i Ystalien. Eo amin’ny fiainany andavanandro dia sahy mijoro amin’ny maha izy azy izy, milona anatin’ny tontolon’ny fananganana tetikasa ary tia manampy ny manodidina azy izy.