tanora hifidy

Manentana ireo tanora mitovy aminy hifidy ireto tanora ireto!

Hifarana ny 31 janoary ho avy izao ny fotoana ahafahana manamarina ny anarana ao anatin’ny lisi-pifidianana. Manoloana izany, manentana ny rehetra hanamarina ny anarany eny anivon’ny Fokontany misy azy tsirairay avy na amin’ny tranonkalan’ny CENI ny olom-pirenena tsirairay avy. Entanina manokana amin’izany ireo tanora malagasy efa ampy taona. Misy araka izany ireo tanora vitsivitsy nametrahana fanontaniana mahakasika ny faharisihan’izy ireo hifidy amin’ity fifidianana 2018 ity. (more…)

Jery Lavitra ho an'i Madagasikara

Face à l’accueil de réfugiés syriens, Jery Lavitra ho an’i Madagasikara hausse le ton

“Madagascar n’a pas signé la déclaration sur l’accueil des réfugiés proposée par les Nations-Unies lors du Sommet humanitaire mondial en octobre 2016 à Istanbul. Il n’est pas disposé à recevoir des réfugiés.” Réfugiés syriens: Jery Lavitra ho an’i Madagasikara exige la transparence Le mouvement politique Jery Lavitra ho an’i Madagasikara, Read more…

Loza an-dranomasina

Fiaraha-miasa vaovao ho fiarovana amin’ny loza an-dranomasina

“Mitana anjara toerana lehibe eo amin’ny fampandrosoana ny firenena ny fitaterana an-dranomasina. Sehatra izay azo trandrahana tsara eto Madagasikara. Antoka hatratrarana ny fampandrosoana ny fifehezana ny loza mety hiseho eny an-dranomasina.” Fampandrosoana sy fampiofanana Varavarana misokatra amin’ny fifanakalozana ara-barotra eo amin’ny firenena isan-karazany ny fitaterana an-dranomasina. Anisan’ny firenena misitraka izany Read more…

corruption

Le Bianco et le SFCG main dans la main pour la lutte anti-corruption

Les Etats-Unis, à travers l’Ambassade américaine présente à Madagascar, ont toujours montré leur soutien à la Grande île dans la lutte contre la corruption. Demeurant non seulement promoteur mais aussi acteur, l’Ambassade a mené et mène des actions pour cette lutte. Parmi ces actions, le soutien au SFCG dans la mise en oeuvre du projet Samy Gasy.

English version avalaible on http://www.booknewsmada.com/2017/10/23/bianco-sfcg-corruptionmadagascar/

(more…)