zandarimariam-pirenena

Zandarimariam-pirenena – Nanatanteraka fanaovam-beloma ireo Jeneraly hisotro ronono

Jeneraly handeha hisotro ronono miisa 5 no natao veloma androany teny amin’ny Toby Jeneraly Ratsimandrava. Fanaovam-beloma ireo Manamboninahitra hisotro ronono Tontosa ny Alakamisy 12 desambra 2019 tao amin’ny Toby Jeneraly Richard Ratsimandrava tamin’ny 9 ora maraina ny lanonana ara-miaramila ho fanaovam-beloma ireo Manamboninahitra jeneraly handeha hisotro ronono amin’ity taona 2019 Read more…

Akany Avoko Bevalala

60 taonan’ny Akany Avoko – Nitsangana ny Akany Avoko Bevalala

Mijoro ny Akany Avoko Bevalala ankehitriny izay atolotra ho Tsangambaton’ny Jobily faha-55 taonan’ny Akany Avoko Ambohitrimanjaka. Ny tantaran’ny Akany Avoko Mijoro ny AAB (Akany Avoko Bevalala) ankehitriny izay atolotra ho Tsangambaton’ny Jobily faha-55 taona ny AAA (Akany Avoko Ambohitrimanjaka). Taona 1959, nisy tondra-drano lehibe teto Antananarivo. Niteraka krizy sosialy ilay Read more…

hampihenàna ny fitohanana

Fifamoivoizana – Mametraka paikady vaovao hampihenàna ny fitohanana ny polisim-pirenena

Tsy mitsaha-mitombo ny fitohanana eto an-drenivohitra. Manoloana izany dia mametraka paikady vaovao hampihenàna izany ny polisim-pirenena. Paikady vaovao hampihenàna ny fitohanana Taorian’ny fanentanana sesilany nataon’ny polisim-pirenena ho an’ireo mpampiasa lalana dia nisy ny paikady vaovao napetraky ny ministry ny filaminam-bahoaka, ny Contrôleur Général de Police Rafanomezantsoa Roger, amin’ny fampihenana ny Read more…