orange top employers madagascar

Orange, lany “Top Employer Madagascar” faninefany indray

“Nandritra ny taona efatra nifanesy, Orange dia nahazo ny mari-daharana “Top Employer Madagascar”, ary nandritra ny taona dimy nifanesy dia lany “Top Employer Africa”. Anisan’ny « Top Employers » telo voalohany eo amin’ny kontinanta izy noho izany.

Article en français disponible sur http://www.booknewsmada.com/2017/10/13/orange-top-employers-madagascar/

English version avalaible on http://www.booknewsmada.com/2017/10/13/orange-top-employer-madagascar-english/

(more…)

zafy albert

Nodimandry androany i Zafy Albert

Nodimandry androany atoandro tao amin’ny Hopital Saint-Pierre La Reunion ny Filoha teo aloha Zafy Albert, raha saika hanaraka fitsaboana noho ny fahatapahan’ny lalan-drà nahazo azy ny Alarobia lasa teo. Zafy Albert, izay Filoham-pirenena malagasy tamin’ny Repoblika fahatelo, ny taona 19993 ka hatramin’ny 1996. Dokotera ihany koa ny lehilahy ary nanamarika Read more…

Olona telo indray no matin’ny pesta

Olona telo indray no fantatra fa matin’ny pesta, amin’izao ora izao. Ireo fahafatesan’olona telo ireo dia mifanampy amin’ireo 42 farany. Araka ny antontan’isa nomen’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka, nanomboka ny 1 Aogositra 2017, tranga 387 no hita. Tranga 277 no voalaza fa “pulmonaires” ary 106 “buboniques”.