Fiparitahan’ny pesta

Tranga vaovao 14 no hita ary olona 3 no maty ny Sabotsy 7 oktobra 2017 teo teto Antananarivo, araka ny antontan’isa navoakan’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka. Nanomboka ny 01 aogositra 2017 no nankaty, 343 ireo tranga voamarina ary 42 no isan’ny maty teto Madagasikara.

Namorona « jeu-vidéo » hafakely ireto mpianatra malagasy ireto! Jereo anie e!

“Jeu-vidéo” vita malagasy tanteraka, teny malagasy, ho an’ny malagasy, no noforonin’ireto mpianatra efa-dahy ireto. Tsara ary mahalasa “accro” mihitsy ilay kilalao. Andramo anie e!

Version française disponible sur http://www.booknewsmada.com/2017/10/04/ces-quatre-lyceens-de-jules-ferry-affole-les-passionnes-de-jeux-videos/

English version avalaible on http://www.booknewsmada.com/category/english/

(more…)

Yali 2018: andrandraina ny tanora malagasy

“ Sehatra iray mbola mila tosika ny fanabeazana eto Madagasikara. Maro ireo tanora Malagasy no tsy afaka misitraka ny tolotra omen’ny fanjakana. Vahaolana ho azy ireo ny fahazoana vatsim-pianarana.” Fahalalana Varavarana misokatra makany amin’ny fampandrosoana ny fanambeazana. Tanora Malagasy maro no maniry hisitraka izay fanambeazana izay,  na eto an-toerana na Read more…