Malagasy
Ireo lahatsoratra amin’ny teny malagasy.
Ireo lahatsoratra amin’ny teny malagasy.
“Anisan’ny firenena mahasarika mpizahan-tany maro i Madagasikara nohon’ny hakanton’ny zava-boary ao aminy. Loza mitatao hoan’ity Nosy Malagasy ity anefa ny fanondranana antsokosoko ireo harem-pirenena. Ny fanasongadinana ny hakanton’i Madagasikara amin’ny alalan’ny saripika no paikady hiadina amin’izany.”
“ Sehatra iray mbola mila tosika ny fanabeazana eto Madagasikara. Maro ireo tanora Malagasy no tsy afaka misitraka ny tolotra omen’ny fanjakana. Vahaolana ho azy ireo ny fahazoana vatsim-pianarana.” Fahalalana Varavarana misokatra makany amin’ny fampandrosoana ny fanambeazana. Tanora Malagasy maro no maniry hisitraka izay fanambeazana izay, na eto an-toerana na Read more…
Anisan’ireo firenena marefo ara-pilaminana i Madagasikara. Manoloana izany, misy ireo tanora nofanin’ny Search For Common Ground no maniry hanorina ny fandriampahalemana eto amin’ny firenena.
Version française de cet article disponible sur http://www.booknewsmada.com/2017/09/14/madagascar-les-jeunes-avides-de-consolider-la-paix-dans-le-pays/
English version of this article avalaible on http://www.booknewsmada.com/2017/09/14/madagascar-young-people-eager-to-consolidate-peace-in-the-country/