Nifarana ny 18 martsa teo ny atrikasa notarihin’ny Departementa amerikanina misahana ny fiarovam-pirenena ho an’ny Tafika an-dranomasina Malagasy mba hanamafisana ny fahaiza-manaon’izy ireo. Naharitra roa andro izany atrikasa izany ary…
Articles publiés dans “Malagasy”
Ireo lahatsoratra amin’ny teny malagasy.
Nampiaka-peo ny sehatra tsy miankina mba hampiharan’ny fanjakana ny fepetra hiteraka fiaingana ara-toekarena. Mitaraina ireo mpandraharaha Misintona ny sain’ny mpitondra manoloana ny olana ara-toekarena diavin’ny Firenena ankehitriny ny vondron’ny mpandraharaha…
« Alliance Tsiro » – Natsangana ho fanatsarana ny fidiram-bolan’ny tantsaha eo amin’ny sehatry ny sôkôla sy ny laron-tsakafo
Nanomboka fiaraha-miombona antoka vaovao eo amin’ny fanjakana sy ny tsy miankina ny USAID eo amin’ny sehatry ny sôkôla sy ny laron-tsakafo. Fomba fiasa vaovao eto an-toerana, antsoina hoe : Alliance Tsiro.…