Loza an-dranomasina

Fiaraha-miasa vaovao ho fiarovana amin’ny loza an-dranomasina

“Mitana anjara toerana lehibe eo amin’ny fampandrosoana ny firenena ny fitaterana an-dranomasina. Sehatra izay azo trandrahana tsara eto Madagasikara. Antoka hatratrarana ny fampandrosoana ny fifehezana ny loza mety hiseho eny an-dranomasina.” Fampandrosoana sy fampiofanana Varavarana misokatra amin’ny fifanakalozana ara-barotra eo amin’ny firenena isan-karazany ny fitaterana an-dranomasina. Anisan’ny firenena misitraka izany Read more…

Belobaka

Tanàna miisa 100 hovatsiana herinaratra avy amin’ny masoandro any Belobaka

Notokanana ny zoma 27 oktobra, tao Belobaka, ny santatra amin’ny tetikasa fananganana toby famokarana herinaratra. Ny Masoivoho amerikanina amin’ny alala’ny Ustda sy ny orinasa Fluidic ary Henri Fraise no miara-miombona antoka amin’izany.

Version française disponible sur http://www.booknewsmada.com/2017/10/29/1oo-villages-electricite-solaire-belobaka/

English version avalaible on http://www.booknewsmada.com/2017/10/29/100-villages-solar-electricity-belobaka/

(more…)