covid-19

COVID-19 – Fotoana tokony hanomezan-danja ny vita Malagasy izao

Misedra olana ny sehatry ny fandraharahana ara-toekarena noho ny fisian’ny Coronavirus covid-19. Anisany vahaolana amin’izao toe-javatra izao ny fanjifana ny vita Malagasy. Misedra olana ny sehatry ny fizahantany Mpandraharaha maro no misedra olana noho ny fisian’ny aretina Covid-19 amin’izao. Anisany nampiaka-peo ireo mpandraharaha mivondrona ao amin’ny GEFP (Groupement des Entreprises Read more…

maraina.mg

Des appels d’offres déjà en ligne sur maraina.mg

Plusieurs grandes institutions et différents projets des bailleurs présentent leurs appels d’offres sur la plateforme de service d’annuaire dynamique et d’appels d’offres : maraina.mg. Après son lancement officiel en février 2020, le nombre d’appel d’offres dans l’annuaire ne cessent de grimper.  English version avalaible here Une plateforme très pratique pour les Read more…

ehetraphone

Toekarena – Misokatra amin’ireo laharam-pinday rehetra misy eto Antanananarivo ny “e-Hetraphone”

Nampahafantarina tamin’ny fomba ôfisialy ny tolotra vaovao “e-Hetraphone“. Fanatsarana ny fandoavan-ketra Ny alatsinainy 16 Martsa 2020 lasa teo, tao amin’ny Lapan’ny Tanàna Analakely no nampahafantarin’ny tompon’andraikitra ao amin’ny Foibem-pitondrana ankapobeny ny Hetra na ny DGI tamin’ny fomba ôfisialy ny “e-Hetraphone” . Marihina fa notanterahina tamin’ny 29 Janoary ny fanaovan-tsonia ny Read more…