Appuyer sur "Entrée" pour passer au contenu

Articles publiés dans “Communiqué de presse”

Communiqué de presse

Tiasoa 0

COMMUNIQUE DE PRESSE

CHALLENGE COSFA NATATION DEFI FROID 2017

RESULTATS FINAUX

Pour diffusion immediate

 

CHALLENGE COSFA NATATION DEFI FROID 2017

Tiasoa 0
Pour diffusion immediate – Azo avoaka avy hatrany  Ny hetsika « Challenge Cosfa natation Défi Froid 2017 » dia hestaika fanao isan-taona. Andiany fahavalo ity hotontosaina ny sabotsy 6 mey 2017 ity. Misokatra ho an’ny olon-drehetra mahay milomano ny fifaninanana: miaramila, orinasa, “handisport”, mpankafy natation na “fans natation”, ary ireo fikambanana na “club licenciés”. Mpandray anjara manodidina ny 200 eo ho eo no vinavinaina handray anjara amin’ny fifaninanana, avy amin’Analamanga sy ny manodidina.