galana madagascar

Galana Madagascar- Hetsika fizarana « Gel Hydroalcoolique » maimaim-poana ho an’ny fiara fitateram-bahoaka

Mitohy hatrany ny hetsika ataon’ny orinasa GALANA Madagascar hiarovana ny mpitatitra sy ireo mpandeha! Ny faha 18 sy 31 May 2020 dia hisitraka ny fizarana « gel hydroalcoolique » maimaim-poana ireo fira fitateram-bahoaka rehetra manjifa eny amin’ny tobin-tsolika GALANA. Izany no natao mba ho fiarovana ny mpamily sy ny mpandeha ary ho Read more…

Global Startup Weekend – Covid-19 online Madagascar

Global Startup Weekend – Covid-19 online Madagascar – Hotanterahina ny 24 ka hatramin’ny 26 aprily ho avy izao

Asaina hikaon-doha anatin’ny 54 ora ireo izay manana tetik’asa rehetra manodidina ny lohahevitra tokana: ny ady amin’ny Covid-19 mandritra ity « Global Startup Weekend – Covid-19 online Madagascar » ity. Global Startup Weekend – Covid-19 online Madagascar Mbola mitohy ary mihamafy hatrany ny vokadratsin’ny valan’aretina coronavirus manerana izao tontolo izao. Read more…

maraina.mg

Des appels d’offres déjà en ligne sur maraina.mg

Plusieurs grandes institutions et différents projets des bailleurs présentent leurs appels d’offres sur la plateforme de service d’annuaire dynamique et d’appels d’offres : maraina.mg. Après son lancement officiel en février 2020, le nombre d’appel d’offres dans l’annuaire ne cessent de grimper.  English version avalaible here Une plateforme très pratique pour les Read more…

holcim

Toekarena – Manandratra ny vita Malagasy ny Holcim

Nankasitraka ireo mpivarotra simenitra manandratra ny vita Malagasy ny orinasa Holcim. Nisy araka izany ny fizarana fanomezana natolotra ho an’ireto mpivarotra simenitra ireto ny zoma faha 13 Martsa. Fanomezana maro no nozarain’ny Holcim ho an’ireo mpivatotra Holcim mizara dia hetsika nokarakarain’ny Holcim Madagascar entina hankasitrahana ireo mpivarotra simenitra Holcim manerana Read more…

Diego 2020 Environmental festival

Festival environnemental Diego 2020 – Un engagement pour faire de Madagascar “l’Île Verte”

Pour la première fois, un festival environnemental aura lieu dans plusieurs sites touristiques de Diego. Un festival qui rassemblera les adeptes de la protection de l’environnement. Plusieurs activités vont ainsi s’enchainer pendant seulement trois jours. English version avalaible here Appel aux amoureux de l’environnement Madagascar est l’un des pays le Read more…