Tahirim-pirenena ho an’ny fiahiana ara-tsosialy – Hampiantrano ny fivoriamben’ny Copres i Madagasikara

Hampiantrano ny fivoriamben’ny Copres i Madagasikara. Fivoriambe momba ny fiahiana ara-tsosialy Hampiantrano ny fivoriamben’ny COPRES (Conférence Interafricaine de la Prévoyance Sociale) i Madagasikara ny 10 ka hatramin’ny 11 desambra 2019 izao. Fivoriambe izay handraisan’ireo teknisianina ambony anjara Hisy ny fampahafantarana momba ny fitantanana ny fiahiana ara-tsosialy hamaritana sy hametrahana ny Read more…