tsilavina rakotoarisoa

Kandida Tsilavina Rakotoarisoa – Mametraka ny tombontsoan’ny vahoaka ho laharam-pahamehana

Laharam-pahamehana ho an’ny kandida Solombavambahoaka Tsilavina Rakotoarisoa ny fijerena ny hetahetan’ny vahoaka fa tsy ny an’olon-tokana na ny an’ny antoko. Tombontsoan’ny vahoaka Fijerevana ny tombontsoan’ny vahoaka fa tsy ny an’olona tokana. Izay no filamatry ny kandidà Tsilavina Rakotoarisoa, mirotsaka hofidiana ho solombavambahoaka ao amin’ny Boriborintany fahatelo. Anisan’ny mampiavaka an’ity kandidà Read more…

Neny Tiako Fifaliako – Vokatra Vita malagasy, “afterwork”, kilalao maro isan-karazany entina hamalifaliana ireo reny

Nisokatra omaly ny hetsika “Neny Tiako Fifaliako” izay karakarain’ny IKM. Vokatra vita malagasy, mpandraharaha vao misandratra, kilalao maro isan-karazany, “afterwork” sy “happy hour”, ireo no atolotry ny IKM mandritra ny hetsika, sady ahitana fanomezana maro ho an?ireo reny no ahafahana ihany koa manandratra ny Vita malagasy. Neny Tiako Fifaliako. Omen-danja Read more…

fifidianana

Fifidianana – Fametrahana laharana maitso ahafahan’ny olom-pirenena miantso

Miisa telo ireo laharana maintso ahafahan’ny olompirenena miantso raha toa ka mahita tranga tsy fanarahan-dalàna. Laharana maitso “Nametraka laharana maintso telo (3) ahafahan’ny olompirenena miantso raha toa ka mahita tranga tsy fanarahan-dalàna amin’izao mialohan’ny fifidianana izao, mandritra ny fampielezan-kevitra ny Safidy . Azon’ny olompirenena atao ny miantso ny laharana 0323203232sy Read more…

ho-oponopono

Art de vivre – La formation Ho’oponopono appréciée dans la Capitale

Suite à la réussite exemplaire lors de la première formation de la pratique hawaïenne promettant la paix à l’intérieur de soi, l’Ho’oponopono est redemandé par les passionnés de développement personnel. Formation Ho’oponopono : deuxième édition La deuxième séance de la pratique hawaïenne promettant la paix à l’intérieur de soi, qu’est l’Ho’oponopono, Read more…

fifidianana

Fanaraha-maso ny fifidianana – Ahafahana mamoaka soso-kevitra amin’ny tolo-dalana

Zava-dehibe ny fanarahamaso ny fifidianana satria ahafahana manohy ireo tsara vita sy manarina ireo lesoka. Zava-dehibe ny fanaraha-maso amin’ny fotoana rehetra    Ny hampafantarana ny zavatra tsara tohizana na zavatra harenina sy hatsaraina no ilàna ny vokatry ny fanarahamaso.  Ilaina ihany koa ny fanarahamaso mba ahafahana manome soso-kevitra amin’ny tolo-dalàna momban’ny Read more…