holcim

Toekarena – Manandratra ny vita Malagasy ny Holcim

Nankasitraka ireo mpivarotra simenitra manandratra ny vita Malagasy ny orinasa Holcim. Nisy araka izany ny fizarana fanomezana natolotra ho an’ireto mpivarotra simenitra ireto ny zoma faha 13 Martsa. Fanomezana maro no nozarain’ny Holcim ho an’ireo mpivatotra Holcim mizara dia hetsika nokarakarain’ny Holcim Madagascar entina hankasitrahana ireo mpivarotra simenitra Holcim manerana Read more…