fihiboana

Covid-19 – Ireo tànana folo voalohany haolo mahatalanjona indrindra mandritra ny fihiboana**

**(lahatsoratra nosoratana tamin’ny omaly alina tamin’ny 11 ora) Hita fa niha-niparitaka hatrany ny tsimokaretina Covid-19 ary efa mitombo isa ireo firenena mandray fepetra hentitra amin’ny fihiboana. Toa lasa haolo tanteraka ireo tànana anisan’ny naresaka indrindra maneran-tany, na tànana eropeanina izany na tànana afrikanina, na amerikanina, na asiatika. Tsy misy intsony Read more…

covid-19

COVID-19 – Fotoana tokony hanomezan-danja ny vita Malagasy izao

Misedra olana ny sehatry ny fandraharahana ara-toekarena noho ny fisian’ny Coronavirus covid-19. Anisany vahaolana amin’izao toe-javatra izao ny fanjifana ny vita Malagasy. Misedra olana ny sehatry ny fizahantany Mpandraharaha maro no misedra olana noho ny fisian’ny aretina Covid-19 amin’izao. Anisany nampiaka-peo ireo mpandraharaha mivondrona ao amin’ny GEFP (Groupement des Entreprises Read more…