asama

Sosialy – Fanampiana ho an’ny Asama, ivotoerana mamerina ireo ankizy niala amin’ny fianarana

Nanolotra fanampiana ho an’ny mpianatry ny Asama ny Ingenosia. Fanampiana Nanampy ireo ankizy sahirana ao amin’ny kilasy Asama eny Ambolokandrina ny orinasa Ingenosia ny Alarobia lasa teo. Nisy ny fanomezana fitaovam-pianarana na “kits scolaires” miisa 25 ho an’ireo mpianatra 25 hanala fanadinam-panjakana CEPE, ny fiantoana ny “cantine scolaire”, ny fandoavana Read more…