tafika malagasy

Tafika Malagasy – Handray anjara feno amin’ny famerenana ny fandriampahalemana

« Manana adidy lehibe amin’ny famerenana ny filaminana sy ny fandriampahalemana ny ministeran’ny Fiarovam-pirenena, ary miara-misalahy amin’ny eo anivon’ny Zandarimariam-pirenena sy ny Polisim-pirenena amin’ny fifehezana izany fandriampahalemana izany », io no nambaran’ny Praiminisitra nandritra ny fitsidihany ny Etamajoro jeneralin’ny Tafika Malagasy teny Andohalo ny Talata teo. Famerenana ny fandriampahalemana Nitsidika Read more…