traboina

AKON’NY TONDRADRANO – Hanome fanampiana ireo traboina ny Fanjakana Indianina

Hitondra ny anjara birikiny amin’ny fanampiana ireo traboina vokatry ny todra-drano ny Fanjakana Indiana.  Sambo iray no mitondra ireo fanampiana «Vao nahare izahay ny voina nihatra tamin’i Madagasikara dia nandray fepetra avy hatrany ka ny sambon’ny tafika an-dranomasina indianina izay saika nalendeha tany Seychelles no nasaina nankaty Madagasikara hitondra ny Read more…

réductions des risques de catastrophes

Réduction des risques liés aux catastrophes – Les journalistes africains s’engagent

Les journalistes constituent un moteur à l’engagement des citoyens et des différents acteurs politiques et économiques par rapport aux fléaux auxquels doivent faire face tout pays ou communauté. 43 journalistes africains ont été formés sur la réduction des risques de catastrophes, au Kenya, cette semaine. English version avalaible on: https://www.booknews.today/disaster-risk-reduction/ Read more…

ladoany

Toekarena – Hampiharina mandritra ny telo taona ny drafitra fampandrosoana ny ladoany

 Hisy ny drafitrasa entina hampandroso ny fadin-tseranana mba hanana ny anjara toerany amin’ny fampandrosoana ny toe-karen’i Madagasikara ny vola izay hampidiriny.  “Manana tanjona lavitra ezaka ny mpiasan’ny Fadin-tseranana Malagasy mandritra ity taona ity ka hatramin’ny taona 2023 hampiharana ireo drafitrasa izay vinavinaina ireo”,  araka ny fanazavan’ny Tale jeneralin’ny Fadin-tseranana Malagasy Read more…

foyer kamado

Energie – technique au profit du développement rural

Économiques et écologiques, les techniques japonaises qui améliorent la vie humaine se vulgarisent dans la région Vakinankaratra. Technique japonaise  « Seikatsu Kaizen », est une approche de développement rural visant à améliorer les conditions des vies de communautés locales de la région Vakinankatra. Une approche, de l’Agence japonaise de coopération internationale (Jica) qui vulgarise l’utilisation des ressources disponibles des différents secteurs Read more…