stk

Sampana tanora kristianina – Tanora miisa 5000 no andrasana mandritra ny fihaonambe nasionaly any Fianarantsoa

Hotanterahina amin’ity volana oktobra ity ny fihaonambe nasionaly fahavalon’ny STK. Fihaonambe nasionaly fahavalon’ny STK Hanatanteraka fihaonambe nasionaly fahavalo ny birao STK Foibe sy ny komity faha 45 taonan’ny Sampana tanora kristianina (STK) ny faha 9 ka hatramin’ny faha 13 oktobra aony Fianarantsoa. Tanora miisa 5 000 no andrasana amin’izany. Hetsika Read more…