papa françois

Fitsidihan’ny Papa François – Tapaka manomboka androany ny lalana

Maro ireo lalana tapaka eto Antanananarivo mandritra ny andro vitsivitsy hitsidihan’ny Papa François eto amintsika. Lalana tapaka Ora sisa no isaina dia higadona eto Madagasikara ny Papa François. Ho voaelingelina araka izany ny fifamoivoizana eto an-drenivohitra mandritra ny fitsidihan’ny Filohan’ny Fiangonana Katolika maneran-tany ny zoma faha 6 Septambra ka hatramin’ny Read more…