fofifa

FOFIFA – Mitokona tsy miasa ireo mpiasa

Mitokona ny mpiasan’ny FOFIFA noho ny tsy fahaloavan’ny karaman’izy ireo efa ho 7 volana izao. Mitokona Maherin’ny 200 ireo mpiasa manerana ny Nosy nanao fitokonam-be eny amin’ny FOFIFA (Foibem-pirenena momba ny fikarohana ampiharina amin’ny fampandrosoana eny ambanivohitra) Andraisoro nanomboka ny talata teo. Anton’izany ny tsy fahaloavan’ny karaman’izy ireo efa ho Read more…

jeune malagasy Nations Unies, UN Climate summit

Tsiry, l’Ambassadeur

Il m’attendait à la terrasse d’un restaurant. Nous nous étions donnés rendez-vous une journée avant son départ pour New York afin de discuter de l’impact des jeunes malagasy dans les discussions internationales, notamment celles concernant le climat. Tsiry , Jeune activiste malagasy, a été sélectionné avec 99 autres jeunes par les Read more…