Fetin'ny Vehivavy Afrikana Tatsimo

Fetin’ny Vehivavy Afrikana Tatsimo – Notsarovana manokana i Gisèle Rabesahala

Notsarovana manokana i Gisèle Rabesahala nandritra ny Fetin’ny Vehivavy Afrikana Tatsimo, ny 9 aogositra lasa teo. Notsarovana manokana i Gisèle Rabesahala “Anisan’ny niady tamin’ny fanafahana an’i Nelson Mandela i Gisèle Rabesahala“, hoy ny Masoivohon’i Afrika Atsimo, Maud Dlomo. “Nanao fanambarana ny Unesco ny volana Novambra 2013 fa Vehivavy manamarika ny Read more…