epp ampahibato

EPP Ampahibato – Misy fiantraikany amin’ny fianaran’ireo mpianatra ny fahasahiranana ara-pivelomana

Mbola maro ny ankizy misedra olana eo amin’ny fampianarana eto amintsika, noho ny fahasahiranana ara-pivelomana, ka mitondra fiantraikany amin’ny fianaran’izy ireo. Misedra olana ireo mpianatra ao amin’ny EPP Ampahibato Mbola maro ireo mpianatra misedra olana ara-pivelomana eto amintsika, ka anisan’izany ireto mpianatra ao amin’ny EPP Ampahibato. “Tsy ampy sakafo ny Read more…

Salon' de l'ISPM 2019

« Salon de l’ISPM 2019 » – Voka-pikarohana miisa 120 no haseho

Hotanterahina manomboka rahampitso eny amin’ny Carlton Anosy ny Salon de l’ISPM andiany faha 11. Voka-pikarohana 120 no hampirantiana Mahatratra 120 ny tranoheva hampiranty ireo voka-pikarohan’ny mpianatry ny sekoly ambony ISPM mandritra ny roa andro hanatanterahana ny hetsika “Salon de l’ISPM 2019” eny amin’ny Carlton Anosy, izay hanomboka rahampitso. Miisa 120 Read more…