tempoly anaty rova

Tempoly anaty Rova – Hiavaka ny fanamarihana ny faha 150 taona niorenany

Hifanesy handalo eny amin’ny tempoly anaty Rova ireo Fiangonana samihafa eto Madagasikara. Fankalazana ny faha 150 taonan’ny Tempoly anaty Rova Nosokafana tamin’ny alalan’ny fanompoam-pivavahana­ ny asabotsy 20 jolay teo ny fankalazana ny faha 150 taonan’ny Tempoly anaty Rova. Tao amin’ity Tempoly ity no nanambaran’ny Mpanjaka tamin’izany vanim-potoana izany, Ranavalona II, Read more…