hetsika hiratra

« Hetsika Hiratra » – Hamafisina ny fahaiza-manao sy ny traikefa eo amin’ny sehatry ny asa

Ny “Hetsika Hiratra” dia natao hisaintsainana sy hifampizarana ny fahaiza-manao sy traikefa eo amin’ny sehatry ny fanabezana, ny fifandraisana, ary ny asa. “Hetsika Hiratra”: “Omaniko ny hoaviko, fantatro izay halehako”. Izay no teny filamatra entina anatanterahana ny “Hetsika Hiratra”. Ho tanterahina ny Alarobia 10 Jolay 2019 eny amin’ny Le Pavé Read more…

fiahiana ara-tsosialy

Fiahiana ara-tsosialy – Hamafisina ny fampidirana ny mpiasa ao anatin’ny Cnaps

Mampahafantatra ny mpiasa sy ny tompon’orinasa momban’ny fiahiana ara-tsosialy ny Cnaps. Nisy ny atrikasa notanterahina niaraka tamin’ny ministeran’ny Asam-panjakana sy ny lalàna sosialy noho izany. Atrikasa Nanatanteraka atrikasa hampahafantarana ny momban’ny fiahiana ara-tsosialy ho an’ireo tompon’orinasa ny ministeran’ny Asam-panjakana sy ny lalàna sosialy miaraka amin’ny CNAPS. Atrikasa izay natao tamin’ity Read more…